|
|
|
|

Entry1  mandrava sivana
Elementary words  2 mandrava, 3 sivana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka, manabataba [1.1]
Synonyms  6 mandrava laharana
Analogs  7  mandravatantana

Updated on 2025/09/12